diff --git a/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml b/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
index 5c7057ca8..362acae61 100644
--- a/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
+++ b/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
@@ -32,7 +32,7 @@
Iraka
Tsotra\n(Aina sy fanoratana tsy misy fetra)
Aina tsy misy fetra, fanoratana iray ihany
- Hotafihina (%1$d H)
+ Hanafika (%1$d H)
Misitaka (%1$d H)
Hampiasa zavatra
Tsy vitanao ny mitsoaka!
@@ -43,15 +43,15 @@
Mamely %2$d VA mandrivorivo anao i %1$s!
Tsy nahavoa ianao.
Mamely %2$d VA an\'i %1$s ianao!
- Mamely %2$d VA mandrivorivo an\'i %1$s ianao!
+ Mamely %2$d VA tsara vintana an\'i %1$s ianao!
Maty i %1$s!
Tsy ampy ny H anao izao.
- VERY
+ NIVILANA
Mandrangitra an\'i %1$s ianao!
- Voan\'ny %1$s ianao.
+ Voan\'ny fiatraikan\'ny %1$s ianao.
Nijanona ny fiatraikan\'ny %1$s.
- Voaaro amin\'ny %1$s ianao.
- Voan\'ny %2$s i %1$s.
+ Voaaro amin\'ny fiatraikan\'ny %1$s ianao.
+ Voan\'ny fiatraikan\'ny %2$s i %1$s.
Nijanona ny fiatraikan\'ny %2$s amin\'i %1$s.
Nahita zavatra iray ianao:
Nahita zavatra %1$d ianao:
@@ -66,7 +66,7 @@
Naka zavatra %1$d ianao.
Zavatra
Nahita zavatra maromaro ianao.
- Velona tamin\'ny fanafihana ianao.
+ Velona tamin\'ny fifandonana ianao.
Nahazo traikefa %1$d ianao.
Tena mora
Tsotra
@@ -80,13 +80,13 @@
Fiarovana:
Hery ilaina misitaka (H):
Haiady fototra (tsy misy fitafy sy fahaizana)
- Haiady (ankehitriny)
+ Haiady
Hery ilaina (H):
- Tarehimarika haiady:
- Tarehimarika mandrivorivo:
- Tarehimarika kapoka mandrivorivo:
- Tarehimarika fiarovana:
- Tarehimarika fahatantesana:
+ Tarehimarika Fanafihana:
+ Vintana:
+ Hatsaran\'ny vintana:
+ Tarehimarika fiarovan-tena:
+ Fihenan\'ny kapoka:
Hampiasa (%1$d H)
Hitafy (%1$d H)
Hanala (%1$d H)
@@ -117,7 +117,7 @@
Hafa
(Mandria am\'piadanana)
Hitsoaka
- Voaaro amin\'ny %2$s amin\'izay i %1$s.
+ Voaaro amin\'ny fiatraikan\'ny %2$s amin\'izay i %1$s.
Traikefa (T):
Tsy mahatsiaro tena ianao .... kanefa nifoha, ka velona soa aman-tsara indray na dia reraka sy marary an-doha aza. Nihena %1$d ny traikefanao.
Hampiasa
@@ -127,12 +127,66 @@
Hampiasa
Afaka mitsoaka amin\'izay ianao any amin\'ny tari-dalana hotsindrinao.
Notafianao ny %1$s.
- Tsy nahavoa ny tafik\'i %1$s!
+ Tsy nahavoa i %1$s!
Hitafy
- Ho very ny zavatra rehetra voasotra amin\'ny lalao eo an-dalam-panohizana, tianao tokoa ve ny hamerina lalao vaovao?
+ Ho very ny zavatra rehetra voasoratra amin\'ny lalao eo an-dalam-panohizana, tianao tokoa ve ny hamerina lalao vaovao?
Fandresena
- Tarehimarika famelezana:
+ Kapoka:
Hanala
Nahita volamena %1$d ianao.
Mora
+ Famindrana ny lalao voasoratra.
+ Tsy tontosa ny famindrana ny lalaonao.
+ Handray lalao
+ Tsy mbola voasoratra ny lalaonao ka ho very tanteraka.
+ Nisy olana tamin\'ny fandraisana ny lalao
+ Tsy afaka mandray lalao avy amin\'ny toerana tsy voasoratra.
+ Tandremo
+ Ny fandraisana an\'ity lalao ity dia mamotika ny toerana nanoratana azy. Tsy maintsy averinao soratana indray ity alohan\'ny handraisana lalao hafa.
+ Tsotra (Aina sy fanoratana tsy misy fetra)
+ Antonony (Aina tsy misy fetra, fanoratana 1)
+ Sarotra faratampony (3 Aina, 1 fanoratana)
+ Akaiky fahafatesana (1 Aina, 1 fanoratana)
+ Manaraka
+ Mombamomba
+ Hividy (%1$d volamena)
+ Hivarotra (%1$d volamena)
+ Volamenanao: %1$d
+ %1$s voavidy.
+ %1$s voavarotra.
+ Alamina
+ Ambaratonga ambony
+ Tongasoa amin\'ny ambaratonga %1$d !
+ Ambaratonga ambony
+ Hampiakatra vovok\'aina (+%1$d VA)
+ Manampy %1$d amin\'ny fetran\'ny vovok\'ainao.
+ Hampiakatra ny tarehimarika fanafihana (+%1$d)
+ Manampy %1$d amin\'ny tarehimarika fanafihanao.
+ Hampiakatra ny kapoka (+ %1$d)
+ Manampy %1$d amin\'ny kapoka fototra.
+ Hampitombo ny tarehimarika fiarovan-tena (+%1$d)
+ Manampy %1$d amin\'ny tarehimarika fiarovan-tena fototra.
+ Hanala havizanana
+ Te hanala havizanana eto ve ianao?
+ Afaka havizanana ianao ary matanjaka indray.
+ Fanampiana
+ Mpanoratra
+ Licence
+ Tongasoa
+ Misaotra anao nandray an\'i Dian\'i Andor!\n\nFantaro anefa fa mbola AN-DALAM-PAMOKARANA ity lalao ity, ka misy toerana sasany mbola tsy vita ao aminy.\nManasa anao hitsidika ny forum mba hiresadresahana amin\'ny mpilalao hafa na koa hanampy amin\'ny fanatsarana azy (Jereo ny \"Mombamomba\").\n\nMankasitraka amin\'ny hevitra arosonareo!
+ \n\nMba ahafahana manoratra sy mandray ny lalaonao (ary noho izany antony izany ihany) dia hangataka alalana aminao i Dian\'i Andor mba hikirakira ny \"espace de storage\" ao amin\'ny findainao.
+ Fandraisana sy fanoratana ny lalao
+ [Nahazo zavatra miisa %1$d ianao]
+ LICENCE AMIN\'NY TENY ANGLISY:\nThis program is free software; you can redistribute it and/or modify it under the terms of the GNU General Public License as published by the Free Software Foundation; either version 2 of the License, or (at your option) any later version.

This program is distributed in the hope that it will be useful, but WITHOUT ANY WARRANTY; without even the implied warranty of MERCHANTABILITY or FITNESS FOR A PARTICULAR PURPOSE. See the GNU General Public License for more details.

You should have received a copy of the GNU General Public License along with this program; if not, see http://www.gnu.org/licenses

For source code and feature requests, please visit the project page at https://github.com/AndorsTrailRelease/andors-trail/

+ [Nahazo zavatra ianao]
+ [Nahazo volamena %1$d ianao]
+ Hiala
+ Sarotra (50 Aina, 1 fanoratana)
+ Tena sarotra (10 Aina, 1 fanoratana)
+ [Nahazo traikefa %1$d ianao]
+ [Very volamena %1$d ianao]
+ Hividy
+ Hivarotra
+ Misaotra anao nilalao an\'i Dian\'i Andor, open source RPG roguelike amin\'ny Android.

Forum hiresadresahana ny lalao ao amin\'ny tranonkala andorstrail.com .

Game Wiki, raha mila fanazavana fanampiny.

Code source ao amin\'ny github.com ho an\'ny développeurs.

Afaka mandalo ao amin\'ny forum ianao reha te hiresadresaka amin\'ny mpilalao hafa sy ny namanao.

+ Dian\'i Andor dia manoratra ny lalaonao ao amin\'ny \"espace de stockage\" omen\'ny findainao. Izany dia manamora ny fanoratana sy fandefasana ny lalao amin\'ny finday hafa. Manasa anao hitsidika ny forum raha mila fanazavana fanampiny.\n\nIreo antony voalaza eo ambony ireo ihany no hampiasain\'i Dian\'i Andor ny findainao. Torak\'izany koa, tsy mampiasa \"internet\" ity lalao ity. Dian\'i Andor dia open source, ny code source rehetra dia hitanao ao amin\'ny github.