diff --git a/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml b/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
index a6b3daec9..5c7057ca8 100644
--- a/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
+++ b/AndorsTrail/res/values-mg/strings.xml
@@ -1,2 +1,138 @@
-
\ No newline at end of file
+
+ Dian\'i Andor
+ Hiverina amin\'ny Menu
+ Samihafa
+ Soratana
+ Voasoratra ao amin\'ny %1$d ny lalaonao
+ Hanoratra ny lalao
+ Safidio izay hosoratana
+ Tsy voaray ny lalaonao.\n\n:(\n\nMety simba na tsy ampy ilay lalao voasoratra.
+ Tsy voaray ny lalaonao. Efa notohizana izay voarakitra ao aminy.
+ Hiady ve ianao?\nFahasarotana: %1$s
+ Mombamomba
+ H:
+ T:
+ Ankapobeny
+ Entana
+ Fahaizana
+ Sokajy
+ Alamina
+ Ambaratonga ambony
+ Ambaratonga
+ Traikefa rehetra
+ Entana
+ Sokajy
+ Alamina araka ny
+ Volamena: %1$d
+ Fitafy entina
+ Vovok\'Aina (VA):
+ VA:
+ Hery (H):
+ Iraka
+ Tsotra\n(Aina sy fanoratana tsy misy fetra)
+ Aina tsy misy fetra, fanoratana iray ihany
+ Hotafihina (%1$d H)
+ Misitaka (%1$d H)
+ Hampiasa zavatra
+ Tsy vitanao ny mitsoaka!
+ H: %1$d
+ VA:
+ Manafika i %1$s.
+ Mamely %2$d VA aminao i %1$s!
+ Mamely %2$d VA mandrivorivo anao i %1$s!
+ Tsy nahavoa ianao.
+ Mamely %2$d VA an\'i %1$s ianao!
+ Mamely %2$d VA mandrivorivo an\'i %1$s ianao!
+ Maty i %1$s!
+ Tsy ampy ny H anao izao.
+ VERY
+ Mandrangitra an\'i %1$s ianao!
+ Voan\'ny %1$s ianao.
+ Nijanona ny fiatraikan\'ny %1$s.
+ Voaaro amin\'ny %1$s ianao.
+ Voan\'ny %2$s i %1$s.
+ Nijanona ny fiatraikan\'ny %2$s amin\'i %1$s.
+ Nahita zavatra iray ianao:
+ Nahita zavatra %1$d ianao:
+ Mombamomba
+ Hitafy
+ Hanala
+ Hanary
+ Nampiasa %1$s ianao.
+ Narianao ny %1$s.
+ Haka ny rehetra
+ Naka zavatra iray ianao.
+ Naka zavatra %1$d ianao.
+ Zavatra
+ Nahita zavatra maromaro ianao.
+ Velona tamin\'ny fanafihana ianao.
+ Nahazo traikefa %1$d ianao.
+ Tena mora
+ Tsotra
+ Sarotra
+ Tena sarotra
+ Tsy ho vita
+ Saranga:
+ Fahasarotana:
+ Vovok\'aina:
+ Fanafihana:
+ Fiarovana:
+ Hery ilaina misitaka (H):
+ Haiady fototra (tsy misy fitafy sy fahaizana)
+ Haiady (ankehitriny)
+ Hery ilaina (H):
+ Tarehimarika haiady:
+ Tarehimarika mandrivorivo:
+ Tarehimarika kapoka mandrivorivo:
+ Tarehimarika fiarovana:
+ Tarehimarika fahatantesana:
+ Hampiasa (%1$d H)
+ Hitafy (%1$d H)
+ Hanala (%1$d H)
+ Hanohy ny lalao an-dalam-panohizana
+ Fanombohan\'ny lalao
+ Mombamomba/Fanampiana
+ Safidio izay tianao
+ Sorato ny anarany
+ Handray
+ Sokajy
+ Famindrana ny zavatra rehetra voasoratra
+ Ambaratonga %1$d, %2$d traikefa, %3$d volamena
+ Fikarakarana ny lalao…
+ Lalao RPG mifototra amin\'ny famitana iraka samihafa
+ Hidina
+ Tsy voaray ny lalaonao
+ Handray lalao voasoratra iray
+ Fifandonana
+ Resy ianao
+ Misy olana ny fanoratana ny lalaonao! Mipetraka tsara ary afaka anoratana ve ny karatra SD anao?
+ Miala ny fofon\'ainao.
+ Fomba filalaovana
+ Aina (%1$d/%2$d sisa ambony)
+ Hijanona
+ Toe-javatra
+ Atao ampovoany
+ Tsy voaray ny lalaonao. Mifanaraka amin\'ny version tsaratsara kokoa ilay lalao voasoratra
+ Hafa
+ (Mandria am\'piadanana)
+ Hitsoaka
+ Voaaro amin\'ny %2$s amin\'izay i %1$s.
+ Traikefa (T):
+ Tsy mahatsiaro tena ianao .... kanefa nifoha, ka velona soa aman-tsara indray na dia reraka sy marary an-doha aza. Nihena %1$d ny traikefanao.
+ Hampiasa
+ Lalao vaovao
+ Sokajy:
+ Akaiky fahafatesana (Aina iray ihany)
+ Hampiasa
+ Afaka mitsoaka amin\'izay ianao any amin\'ny tari-dalana hotsindrinao.
+ Notafianao ny %1$s.
+ Tsy nahavoa ny tafik\'i %1$s!
+ Hitafy
+ Ho very ny zavatra rehetra voasotra amin\'ny lalao eo an-dalam-panohizana, tianao tokoa ve ny hamerina lalao vaovao?
+ Fandresena
+ Tarehimarika famelezana:
+ Hanala
+ Nahita volamena %1$d ianao.
+ Mora
+