Dian\'i Andor
Hiverina amin\'ny Menu
Samihafa
Soratana
Voasoratra ao amin\'ny %1$d ny lalaonao
Hanoratra ny lalao
Safidio izay hosoratana
Tsy voaray ny lalaonao.\n\n:(\n\nMety simba na tsy ampy ilay lalao voasoratra.
Tsy voaray ny lalaonao. Efa notohizana izay voarakitra ao aminy.
Hiady ve ianao?\nFahasarotana: %1$s
Fanazavana
H:
T:
Ankapobeny
Entana
Fahaizana
Sokajy
Alamina
Ambaratonga ambony
Ambaratonga
Traikefa rehetra
Entana
Sokajy
Alamina araka ny
Volamena: %1$d
Fitafy entina
Vovok\'Aina (VA):
VA:
Hery (H):
Iraka
Tsotra\n(Aina sy fanoratana tsy misy fetra)
Aina tsy misy fetra, fanoratana iray ihany
Hanafika (%1$d H)
Misitaka (%1$d H)
Hampiasa zavatra
Tsy vitanao ny mitsoaka!
H: %1$d
VA:
Manafika i %1$s.
Mamely %2$d VA aminao i %1$s!
Mamely %2$d VA mandrivorivo anao i %1$s!
Tsy nahavoa ianao.
Mamely %2$d VA an\'i %1$s ianao!
Mamely %2$d VA tsara vintana an\'i %1$s ianao!
Maty i %1$s!
Tsy ampy ny H anao izao.
NIVILANA
Mandrangitra an\'i %1$s ianao!
Voan\'ny fiatraikan\'ny %1$s ianao.
Nijanona ny fiatraikan\'ny %1$s.
Voaaro amin\'ny fiatraikan\'ny %1$s ianao.
Voan\'ny fiatraikan\'ny %2$s i %1$s.
Nijanona ny fiatraikan\'ny %2$s amin\'i %1$s.
Nahita zavatra iray ianao:
Nahita zavatra %1$d ianao:
Mombamomba
Hitafy
Hanala
Hanary
Nampiasa %1$s ianao.
Narianao ny %1$s.
Haka ny rehetra
Naka zavatra iray ianao.
Naka zavatra %1$d ianao.
Zavatra
Nahita zavatra maromaro ianao.
Velona tamin\'ny fifandonana ianao.
Nahazo traikefa %1$d ianao.
Tena mora
Tsotra
Sarotra
Tena sarotra
Tsy ho vita
Saranga:
Fahasarotana:
Vovok\'aina:
Fanafihana:
Fiarovana:
Hery ilaina misitaka (H):
Haiady fototra (tsy misy fitafy sy fahaizana)
Haiady
Hery ilaina (H):
Tarehimarika Fanafihana:
Vintana:
Hatsaran\'ny vintana:
Tarehimarika fiarovan-tena:
Fihenan\'ny kapoka:
Hampiasa (%1$d H)
Hitafy (%1$d H)
Hanala (%1$d H)
Hanohy ny lalao an-dalam-panohizana
Fanombohan\'ny lalao
Mombamomba/Fanampiana
Safidio izay tianao
Sorato ny anarany
Handray
Sokajy
Famindrana ny zavatra rehetra voasoratra
Ambaratonga %1$d, %2$d traikefa, %3$d volamena
Fikarakarana ny lalao…
Lalao RPG mifototra amin\'ny famitana iraka samihafa
Hidina
Tsy voaray ny lalaonao
Handray lalao voasoratra iray
Fifandonana
Resy ianao
Misy olana ny fanoratana ny lalaonao! Mipetraka tsara ary afaka anoratana ve ny karatra SD anao?
Miala ny fofon\'ainao.
Fomba filalaovana
Aina (%1$d/%2$d sisa ambony)
Hijanona
Toe-javatra
Atao ampovoany
Tsy voaray ny lalaonao. Mifanaraka amin\'ny version tsaratsara kokoa ilay lalao voasoratra
Hafa
(Mandria am\'piadanana)
Hitsoaka
Voaaro amin\'ny fiatraikan\'ny %2$s amin\'izay i %1$s.
Traikefa (T):
Tsy mahatsiaro tena ianao .... kanefa nifoha, ka velona soa aman-tsara indray na dia reraka sy marary an-doha aza. Nihena %1$d ny traikefanao.
Hampiasa
Lalao vaovao
Sokajy:
Akaiky fahafatesana (Aina iray ihany)
Hampiasa
Afaka mitsoaka amin\'izay ianao any amin\'ny tari-dalana hotsindrinao.
Notafianao ny %1$s.
Tsy nahavoa i %1$s!
Hitafy
Ho very ny zavatra rehetra voasoratra amin\'ny lalao eo an-dalam-panohizana, tianao tokoa ve ny hamerina lalao vaovao?
Fandresena
Kapoka:
Hanala
Nahita volamena %1$d ianao.
Mora
Famindrana ny lalao voasoratra.
Tsy tontosa ny famindrana ny lalaonao.
Handray lalao
Tsy mbola voasoratra ny lalaonao ka ho very tanteraka.
Nisy olana tamin\'ny fandraisana ny lalao
Tsy afaka mandray lalao avy amin\'ny toerana tsy voasoratra.
Tandremo
Ny fandraisana an\'ity lalao ity dia mamotika ny toerana nanoratana azy. Tsy maintsy averinao soratana indray ity alohan\'ny handraisana lalao hafa.
Tsotra (Aina sy fanoratana tsy misy fetra)
Antonony (Aina tsy misy fetra, fanoratana 1)
Sarotra faratampony (3 Aina, 1 fanoratana)
Akaiky fahafatesana (1 Aina, 1 fanoratana)
Manaraka
Mombamomba
Hividy (%1$d volamena)
Hivarotra (%1$d volamena)
Volamenanao: %1$d
%1$s voavidy.
%1$s voavarotra.
Alamina
Ambaratonga ambony
Tongasoa amin\'ny ambaratonga %1$d !
Ambaratonga ambony
Hampiakatra vovok\'aina (+%1$d VA)
Manampy %1$d amin\'ny fetran\'ny vovok\'ainao.
Hampiakatra ny tarehimarika fanafihana (+%1$d)
Manampy %1$d amin\'ny tarehimarika fanafihanao.
Hampiakatra ny kapoka (+ %1$d)
Manampy %1$d amin\'ny kapoka fototra.
Hampitombo ny tarehimarika fiarovan-tena (+%1$d)
Manampy %1$d amin\'ny tarehimarika fiarovan-tena fototra.
Hanala havizanana
Te hanala havizanana eto ve ianao?
Afaka havizanana ianao ary matanjaka indray.
Fanampiana
Mpanoratra
Licence
Tongasoa
Misaotra anao nandray an\'i Dian\'i Andor!\n\nFantaro anefa fa mbola AN-DALAM-PAMOKARANA ity lalao ity, ka misy toerana sasany mbola tsy vita ao aminy.\nManasa anao hitsidika ny forum mba hiresadresahana amin\'ny mpilalao hafa na koa hanampy amin\'ny fanatsarana azy (Jereo ny \"Mombamomba\").\n\nMankasitraka amin\'ny hevitra arosonareo!
\n\nMba ahafahana manoratra sy mandray ny lalaonao (ary noho izany antony izany ihany) dia hangataka alalana aminao i Dian\'i Andor mba hikirakira ny \"espace de storage\" ao amin\'ny findainao.
Fandraisana sy fanoratana ny lalao
[Nahazo zavatra miisa %1$d ianao]
LICENCE AMIN\'NY TENY ANGLISY:\nThis program is free software; you can redistribute it and/or modify it under the terms of the GNU General Public License as published by the Free Software Foundation; either version 2 of the License, or (at your option) any later version.

This program is distributed in the hope that it will be useful, but WITHOUT ANY WARRANTY; without even the implied warranty of MERCHANTABILITY or FITNESS FOR A PARTICULAR PURPOSE. See the GNU General Public License for more details.

You should have received a copy of the GNU General Public License along with this program; if not, see http://www.gnu.org/licenses

For source code and feature requests, please visit the project page at https://github.com/AndorsTrailRelease/andors-trail/

[Nahazo zavatra ianao]
[Nahazo volamena %1$d ianao]
Hiala
Sarotra (50 Aina, 1 fanoratana)
Tena sarotra (10 Aina, 1 fanoratana)
[Nahazo traikefa %1$d ianao]
[Very volamena %1$d ianao]
Hividy
Hivarotra
Misaotra anao nilalao an\'i Dian\'i Andor, open source RPG roguelike amin\'ny Android.

Forum hiresadresahana ny lalao ao amin\'ny tranonkala andorstrail.com .

Game Wiki, raha mila fanazavana fanampiny.

Code source ao amin\'ny github.com ho an\'ny développeurs.

Afaka mandalo ao amin\'ny forum ianao reha te hiresadresaka amin\'ny mpilalao hafa sy ny namanao.

Dian\'i Andor dia manoratra ny lalaonao ao amin\'ny \"espace de stockage\" omen\'ny findainao. Izany dia manamora ny fanoratana sy fandefasana ny lalao amin\'ny finday hafa. Manasa anao hitsidika ny forum raha mila fanazavana fanampiny.\n\nIreo antony voalaza eo ambony ireo ihany no hampiasain\'i Dian\'i Andor ny findainao. Torak\'izany koa, tsy mampiasa \"internet\" ity lalao ity. Dian\'i Andor dia open source, ny code source rehetra dia hitanao ao amin\'ny github.
Safidio ny iraka tianao aseho
Iraka andalam-pahavitana
Ny iraka rehetra